Entry akoralava (akora, lava)
Part of speech noun
Malagasy definition Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany [Rajemisa 1985]
English definition [lava, long.] A prolonged or continuous shout. [Richardson 1885]
 prolonged or continuous shouting; [Hallanger 1973]
French definition acclamations sans fin [Hallanger 1974]
Other spellings 
Examples 
1Akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray! [Rasamuel: Manjakadoria]
2Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava. [Randriamamonjy: Tantara]
3Akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Quotes 

2019/04/26