| Entry | 1 akanjobe |
| Elementary words | 2 akanjo, 3 be |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 akanjon-dehilahy vita amin'ny rafia na ahirefo
[Taifasy]
[1.78] 6 akanjo jiafotsy fitondran'ny lehilahy [Betsimisaraka] [1.78] [akanjo be] 7 akanjo lava matevina mahafana [1.1] |
| Explanations in English |
[akanjo be]
8 An overcoat.
[1.2] |
| Explanations in French |
9 un pardessus
[1.3] |
| Examples |
10 Efa ho indray mahamasa-bary mahery vao tafaverina Raboto nikononkonona sy nanano sarotra tamin' ny akanjobeny.
[2.471]
|
| Morphology |
|
| Vocabulary | 12 Economy: clothing |
| Updated on 2025/09/12 |
|