| Entry | 1 fiakanjoana |
| Root | 2 akanjo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana akanjo.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 La toilette, l’habit habituel, façon de s'habiller, le cabinet de toilette.
[1.3#14] |
| Examples |
6 Izaho nandray, tao amy ny trano fiakanjoana
[2.59#]
7 Na eo aza ny hafaliana miharo hakevohana noho ny fiakanjoana tsara sady voalohany, nararirary izany ny aiko. [2.472#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|