| Entry | 1 aizana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taona izao ny anao ny aizana? [1.1] |
| Explanations in English |
4 the youngest child in a family when the mother is again pregnant, also used of the youngest child but one. [1.2] |
| Examples |
5 Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka mavozon' ny haka-moany, manavin-tazon' ny halainany, ary mitarehim-balala maty!
[2.69#]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 11 3 combinations of this word |
| Vocabulary | 12 Relationships: family |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 aizana, 15 Azania, 16 iazana |
| Updated on 2025/10/08 |
|