Entry mifanaizana (aizana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao [Rajemisa 1985]
Explanations in English the condition of the two youngest children in a family. [Richardson 1885]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31