| Entry | 1 aivoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny dingana voalohany amin' ny fitotoam-bary, na ny fitotoana indray mandeha voalohany ny vary, alohan' ny tsaitsainy [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 10 aivoka, 11 akoavy, 12 avioka, 13 vaikao, 14 voaika |
| Updated on 2025/09/19 |
|