Entry manaivoka (aivoka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Fampiasan' ny Betsileo ary mitovy hevitra amin' ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola manaivoka ny kilon-gampela [Rajemisa 1985]
Morphology  
manaivoka
nanaivoka
hanaivoka

Updated on 2013/04/04