Entry maivoka (aivoka)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vary totoina indray mandeha ka mbola ny ampombo mahery ihany no vao afaka ary toa mbola misasaka ny akotry sy ny vary fotsy. (Intelo miantoana no itotoana ny vary vao fotsy tsara izy, ka ny vary voatoto voalohany ataohoe maivoka, ny faharoa tsaitsainy ary ny fahatelo fotsy
Tenenina mafy: Nataony maivoka aho vao navelany [1.1]
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05