Entry ahi > ahina (ahy)
Part of speech passive verb
Malagasy definition atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody
¶ karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [Rajemisa 1985]
English definition to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [Richardson 1885]
 to be cared for; to be cause for worry [Hallanger 1973]
French definition dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [Hallanger 1974]
Morphology 
ahina
ahiko
ahinao
ahiny
ahintsika
ahinay
ahinareo
ahin'
ahin-
ahim-
ahi-
nahina
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
nahi-
hahina
hahiko
hahinao
hahiny
hahintsika
hahinay
hahinareo
hahin'
hahin-
hahim-
hahi-
ahio
Examples 
1Ny tsy ahina no mahafaty. [Dahle: Angano, page 236]
2Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 

Entry ahi > ahika (hika)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Entina mameno, ampiasaina mba hahafeno [Rajemisa 1985]
Morphology 
ahika
ahiko
ahikao
ahiny
ahitsika
ahikay
ahikareo
ahik'
ahi-
nahika
nahiko
nahikao
nahiny
nahitsika
nahikay
nahikareo
nahik'
nahi-
hahika
hahiko
hahikao
hahiny
hahitsika
hahikay
hahikareo
hahik'
hahi-

Entry ahi > ahitra
Part of speech noun
Malagasy definition bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara [Rajemisa 1985]
English definition grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings [Richardson 1885]
 short grass [Hallanger 1973]
French definition herbes; gazon [Hallanger 1974]
French definition  [Merina] Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume.
¶  Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Floscopa glomerata
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Analogues  akata ~ bozaka ~ vilona
Examples 
1tsy misy ahitra maniry, mongomongo. [Rajemisa: Fiteny 4, page 21]
2Ny latabatra dia ahitra maitso malemilemy. [Rajaonarivelo: Bina, page 40]
3Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo. [Ndemahasoa: Antakay, page 82]
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word ahitra (2): Ahitromby, Anahidrano

Entry ahi > ahitra
Part of speech noun
English definition Fig. The common people. [Richardson 1885]
Compound words, titles, names 
Articles 

Entry ahi > ahitra
Part of speech noun
Malagasy definition Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy) [Rajemisa 1985]
English definition the placenta, the afterbirth [Richardson 1885]
 the placenta [Hallanger 1973]
French definition le placenta [Hallanger 1974]
French definition placenta [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogues  plasenta ~ tavony ~ zandrin-jaza
Articles 

ahi   
Ahaia
Ahi [Baiboly]
Ahiasa
Ahi, Ahiah, Ahijah [Baiboly]
Akiasy
Ahi, Ahiah, Ahijah [Baiboly]

ahi   
Ahiasa
Ahi, Ahiyya [Baiboly]
Akiasy
Ahi, Ahiyya [Baiboly]