Entry ahi-maitso (ahitra, maitso)
Part of speech noun
Malagasy definition ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [Rajemisa 1985]
English definition [ ahimaitso ] Green grass [Richardson 1885]
French definition herbe verte, fourrage vert [Abinal 1888]
French definition verdure, gazon, pelouse [SLP: Voambolana]
Examples nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Vocabulary 

2015/12/04