Entry ahibahoaka (ahitra, vahoaka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano [Rajemisa 1985]
English definition   The name of a species of grass. [Richardson 1885]
French definition   les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases [Abinal 1888]
French definition   (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité. [Boiteau: Végétaux]
Examples   Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [Fox: Hainteny, number 402]
Vocabulary  

Updated on 2017/11/28