|
|
|
|

Entry1 ahi-maitso
Elementary words  2ahitra, 3maitso
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona). [1.1]
Explanations in English  [ahimaitso] 6Green grass. [1.2]
Explanations in French  7herbe verte, fourrage vert. [1.3]
8verdure, gazon, pelouse. [1.13]
Examples  9 nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Vocabulary  10 Botany: (in general)

Anagrams  11 ahi-maitso, 12 hamaitsoy

Updated on 2025/09/12