Entry ahafahana (Afaka)
Part of speech   relative verb
Examples  
1Nahafahan'ny mpangalatra be dia be ny vary (Les voleurs ont enlevé beaucoup de riz) [Abinal 1888]
2Tsy misy ahafahako na dia kely akory aza (Je n'ai pas un moment de libre) [Abinal 1888]
3toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 145]
Morphology  
ahafahana
ahafahako
ahafahanao
ahafahany
ahafahantsika
ahafahanay
ahafahanareo
ahafahan'
ahafahan-
ahafaham-
ahafaha-
nahafahana
nahafahako
nahafahanao
nahafahany
nahafahantsika
nahafahanay
nahafahanareo
nahafahan'
nahafahan-
nahafaham-
nahafaha-
hahafahana
hahafahako
hahafahanao
hahafahany
hahafahantsika
hahafahanay
hahafahanareo
hahafahan'
hahafahan-
hahafaham-
hahafaha-
Quotes  

Updated on 2013/09/26