Entry afovato (afo, vato)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazana vato miteraka tselatselatr' afo raha vao ampifampikasohina
Mitovy hevitra: vatoafo ~ vatofalia [Rajemisa 1985]
English translation   A firestone used as a flint. [Richardson 1885]
Examples   Kandrefa indro ny vanja sy ny bala sy ny afovato: omeko anareo, fa andrao tsy ampy ny fiadiana ka mitsanga-menatra. [Rahajarizafy: Kabary, page 145]
Quotes  
Articles  

Updated on 2017/06/29