Entry vatofalia (vato, falia)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika [Rajemisa 1985]
French definition pierre à fusil, silex [Abinal 1888 page 783]
Vocabulary 
Synonyms falia ~ vatoafo
Examples Nanampy ny basy sy ny pondy sy ny vatofalia teo aloha [Callet: Tantara]
Quotes 

Updated on 2020/07/31