Entry afonanahary (afo, nanahary)
Part of speech noun
Malagasy definition Afonangatra na afondolo betsaka izay hita toa mirefarefa amin' ny tany [Rajemisa 1985]
French definition feu follet [Abinal 1888]
Synonyms afonangatra ~ afondolo ~ afon' ny matoatoa

2015/01/18