Entry afo-mololo (afo, mololo)
Part of speech   expression
Malagasy definition   mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Updated on 2011/01/08