| Entry | 1 mololo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tahom-bary avy nojinjaina sy novelezina: Sady atao hanin' omby no lafika atoriany ny mololo..
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a rice-straw.
[1.7] |
| Explanations in French |
5 paille du riz coupé et battu.
[1.3] 6 paille de riz. [1.8] 7 Paille de riz quand il a été moissonné et battu ; sert d'aliment pour le bétail.. [1.196] |
| Examples |
8 Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e.
[2.470#]
9 Tao avaratr' ilay trano nifatorany, dia nisy trano tany tsy nitafo ravarava, ivaiva, feno mololo. [2.649#] |
| Vocabulary | 10 Botany |
| All compound words | 11 3 combinations of this word |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|