Entry Afomarolahy (afo, maro, lahy)
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Examples  
1Nisy telo tarika izy, dia ny Afomarolahy, ny Andriambita ary ny Antedoho. [Randriamamonjy: Tantara, page 73]
2Ny Afomarolahy dia milaza fa avy any Imerina, ny Andriambita avy any Anosy ary ny Antedoho avy any Antsakalava. [Randriamamonjy: Tantara, page 73]
3Raha ny momba ny olona dia ny fokom-pianakaviana toy ny hoe Afomarolahy, Zafimbahy, Zanakandrianato, Maroratsy. [Randriamamonjy: Tantara, page 5]
4Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Afomarolahy nandositra ny Merina avy tany Ranomainty sy ny Afondriambita avy tany Manombo. [Randriamamonjy: Tantara, page 72]
5Nanohitra mafy koa Andriamanafotsiarivo sady nandray sy nandamina ny Afomarolahy voatosika avy tany Vohitsaombe sy ny Afondriambita voatosika avy tany Manombo (1860). [Randriamamonjy: Tantara, page 78]
Vocabulary  

Updated on 2015/10/13