Entry afomanga (afo, manga)
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana tsipoapoaka be mitsoriaka miakatra rahefa ampirehetina ary mianjera misandrahaka mahafinaritra indray. [Rajemisa 1985]
French definition feu d'artifice [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 

2012/10/04