| Entry | 1 afofandiovana |
| Elementary words | 2 afo, 3 fandiovana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 (Fia. krist.) Toerana anefan' ireo nihavana tamin' Andriamanitra talohan' ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan' ny hidirany amin' ny fiainan-tsambatry ny lanitra [1.1] |
| Vocabulary | 6 Religion and Liturgy |
| Updated on 2025/09/12 |
|