Entry afobe (afo, be)
Part of speech   noun
English translation   A children's game, but not with fire. [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry afobe (afo, be)
Part of speech   noun
Malagasy definition   (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty
¶ toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana [Rajemisa 1985]
French translation   enfer [Abinal 1888]
Examples  
1Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 144]
2Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [Andraina: Mitaraina, page 247]
3Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [Baiboly: 49:010:015/Lioka 10:15..]
Vocabulary  
Morphology  
afobe
afoben'

Updated on 2015/10/26