Entry afa-trosa (afaka, trosa)
Part of speech   expression
Malagasy definition   nahaverina ny trosan' olona
¶ enti-milaza koa ny zazalahy voafora [Rajemisa 1985]
   nahavita ny trosa
¶ ilazana koa ny zaza efa voafora [Akademia 2005]
French translation   enfant circoncis: comme quelqu' un qui a payé ses dettes [Veyrières 1913]

Updated on 2016/02/29