| Entry | 1 afatratra |
| Root | 2 fatratra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be put close. [1.2] |
| Explanations in French |
6 qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre [1.3] |
| Examples |
7 Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|