Entry afara (fara)
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   aoriana [Antambahoaka, Antemoro, Antesaka, Betsileo, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanala, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   aoriana, manaraka [Bara] [Rakotosaona 1972]
   aoriana, ho avy, manaraka: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   Aoriana: Ianao mandehana avy ao afara [...] [full text in Rajemisa 1985]
French translation   [Rajaonarimanana 1995]
Examples   Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [Andraina: I Vola, page 74]
fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [Callet: Tantara, page 1006]
fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [Andraina: I Vola, page 139]
Morphology  
afara
afarako
afaranao
afarany
afarantsika
afaranay
afaranareo
afaran'
afaran-
afaram-
Synonyms   añafara

Entry afara
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   rehefa avy eo [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Synonyms   afarana

Updated on 2015/02/20