Entry afa-nenina (afaka, nenina)
Part of speech   expression
Malagasy definition   nahavita izay rehetra azo atao na tokony hatao, nanao izay rehetra azo natao ka tsy manenina intsony aty aoriana [Rajemisa 1985]
English translation   [nenina, regret, or remorse.] Free from regret; without painful recollections of having been neglectful of one's duty. See ala-nenina. [Richardson 1885]
Quotes  

Updated on 2010/09/01