| Entry | 1 afakafaka |
| Root | 2 afaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [1.62] |
| Examples |
5 Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka
[2.470]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|