|
|
|
|

Entry 1  adim-pamantaranandro
Elementary words  2 ady, 3 famantaranandro, 4 famantarana, 5 andro
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1]
Explanations in French  8 Heure [1.3]
Vocabulary  9  Time
Synonyms  10 adiny

Updated on 2026/03/17