| Entry | 1 famantarana |
| Root | 2 fantatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka.
5 Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra. 6 Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo. [1.1] |
| Explanations in English |
7 sign, an indication, a mark, a symptom..
[1.2] 8 a sign, an indication, a mark. [1.7] |
| Explanations in French |
9 marque.
[1.3, 1.8] 10 signe, indication. [1.8] 11 signalisation, indice, symptôme. [1.13] |
| Examples |
12 famantarana fa mpamosavy, hono.
[1.437#]
13 Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy [2.508#] 14 Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena [2.285#] 15 Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona [1.381#] |
| All compound words | 16 19 combinations of this word |
| Article | 17 Randzavola: famantarana ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 18 famantarana, 19 manatrafana |
| Updated on 2025/11/09 |
|