| Entry | 1 famantaranandro |
| Elementary words | 2 famantarana, 3 andro |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin' ny alalan' ny sahazany roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany [1.1] |
| Explanations in English |
6 [andro, the day.] A clock, a watch. [1.2] 7 a watch, a clock [1.7] |
| Explanations in French |
8 montre [1.8, 1.13] 9 horloge [1.8] |
| Examples |
10 Sarobidy ny famantaranandro», hoy aho.
[2.356#]
11 tamy ny sivy sy sasany ny famantaranandro. [2.59#] 12 Sambatra ise ry Imaro mahay mamaky famantaranandro. [2.332#] |
| Vocabulary | 13 Instrument |
| Article | 14 Randzavola: famantaranandro ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/10/11 |
|