Entry | 1 adalaina |
Root | 2 adala |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 taomina amin' ny fanangolingolena ka ohatra ny atao izay hahavery ny loha: Nadalain' iny tovolahy iny nandritra ny telo volanany zanany vavy lalaovina, atao fihomehezana: Efa miendrik' adala loatra ny anao lahy amin' ilay volo lavany ka tian' ny olona hadalaina fetsifetsena, ambakaina: tsy azon' ialahy adalaina intsony aho ariana andro: Aza adalain' ialahy amin' ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako [1.1] |
Explanations in English |
5 To be befooled, to be imposed upon, to be deluded. adalana is used in the provinces. [1.2] 6 to be made foolish, to be made a fool of [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on dupe [1.3, 1.8] 8 Qu'on séduit, à qui on fait perdre la tête, dont on se joue, qu'on importune [1.3] 9 de qui on se joue [1.8] |
Examples |
10 Reny fa mbola hadalain' ny kilonga amin' ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy.
[2.470]
|
Morphology |
|
Synonyms | 15 adalana |
Anagrams | 16 adalaina, 17 iadalana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |