Entry abidia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy jereo abidý []
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Alphabets
Examples 
1Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana? [Andriamalala: Fanagasiana]
3Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia. [SeFaFi ]
Quotes 

Updated on 2021/10/16