Entry (1/2) | 1 zaza |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 15 115 words containing zaza |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Ankizy mbola kely tsy tonga taona: Tsy dia azo omen-tsiny loatra ny zaza Tsy mato-tsaina, tsy mieritreritra, manao fanahinjaza: Ny vatany fotsiny no lehibe fa mbola zaza raha Ikoto |
Explanations in English |
17 [1.7] a child |
Explanations in French |
18 [1.8] enfant 19 [1.405] [Sakalava-Mayotte] enfant |
Examples |
20 [2.472] Nanahirana indray anefa io zaza io.
21 [2.470] zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. |
Proverbs | 22 Proverbs containing the word zaza |
Entry (2/2) | 23 Zaza |
Part of speech | 24 name (biblical) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
25 [1.38] Randzavola: Zaza amin' ny Baiboly |
Explanations in English |
26 [2.996] Zaza |
Explanations in French |
27 [2.996] Zaza |
Vocabulary | 28 Holy Scriptures |
Other spellings | 29 ziza |
Updated on 2025/08/22 |
![]() |