|
|
|
|

Entry1  tonon-taona
Elementary words  2  tonona, 3  taona
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]
6  [tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Explanations in French  7  saison [1.5]
8  [tonontaona] saison [1.13]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
Synonyms  10  vanin-taona

Updated on 2025/09/12