|
|
|
|

Entry (1/3)1  sosana
Root  2 sosa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/3)9  sosaña
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany
12 tamin havan-drazazavavy [Sihanaka] [1.78]

Entry (3/3)13  Sosana
Part of speech  14  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  15 Shushan [2.996]
Explanations in French  16 Suse [2.996]
Examples  17  Armenia sy Media sy sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy. [1.38]
Vocabulary  18  Holy Scriptures
Synonyms  19 sosa, sosa, sosa
Biblical quotes  20 Chapters and verses mentioning Sosana

Anagrams  21 Sosana, sosaña, sosana

Updated on 2025/11/20