|
|
|
|

Entry1 ranondoha
Elementary words  2rano, 3loha
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5Rano avy amin' ny vehivavy, izay latsaka alohan' ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky ny ahalatsahany. [1.1]
6rano ilomanosan'ny zaza ao am-bohoka. [1.13]
Explanations in English  [ranon-doha] 7The show before birth.. [1.2]
Explanations in French  8liquide amniotique. [1.13]
Vocabulary  9 Biology

Updated on 2025/09/12