Entry ranomandry (rano, andry)
Part of speech noun
Malagasy definition Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
¶ Fomban-domano misosa
¶ Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [Rajemisa 1985]
English translation [ rano mandry ] A thin film found on water
¶ a word used for ice
¶ a mode of carrying palanquin. [Richardson 1885]
 ice [Hallanger 1973]
French translation glace [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 49]

Entry Ranomandry (rano, andry)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy rano, mandry, andry

Updated on 2020/07/31