| Entry (1/2) | 1 ranomafana |
| Elementary words | 2 rano, 3 mafana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1] |
| Explanations in English |
6 (rano mafana) Warm water; hot springs fig. anger; a present. [1.2] |
| Explanations in French |
7 (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196] |
| Examples |
8 Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka.
[2.366]
|
| Vocabulary | 9 Botany |
| Entry (2/2) | 10 Ranomafana |
| Elementary words | 11 rano, 12 mafana |
| Part of speech | 13 name (toponym) [Full list] |
| Examples |
14 Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns.
[2.508]
|
| Vocabulary | 15 Geography: towns |
| Anagrams | 16 fanamorana, 17 ranomafana, Ranomafana |
| Updated on 2025/10/18 |
|