Entry | 1 ranombavaka |
Elementary words | 2 rano, 3 vavaka |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 (taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra (ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo [1.1] |
Explanations in English |
6 [ranom-bavaka]
A blessing given to those who are going on a journey. [1.2] |
Vocabulary | 7 Religion and Liturgy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |