Entry (1/3) | 1 manoro |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 toro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo |
Morphology |
|
All compound words |
|
Entry (2/3) | 13 manoro |
Part of speech | 14 active verb |
Root | 15 noro |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Manome hafaliana |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 20 manoro |
Part of speech | 21 active verb |
Root | 22 oro |
Explanations in Malagasy |
23 [1.78] [mañoro]
mandoro [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Bezanozano, Sihanaka]
24 [1.78] [mañoro] mandoro, manimba amin'ny afo [Tanala, Tanosy] 25 [1.13] mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina |
Explanations in French |
26 [1.13] mettre en combustion 27 [1.405] [mañôro] brûler, mettre le feu [Sakalava-Mayotte] |
Morphology |
|
Synonyms | 31 mioro |
Anagrams | 32 manoro, 33 morano, 34 morona |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |