| Entry (1/3) | 1 manidina |
| Root | 2 idina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
[mañidiña]
4 mandraraka rano.
[Tambahoaka]
[1.78] [mañidiña] 5 mandrotsaka rano, manondraka. [Sihanaka] [1.78] 6 Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy. 7 Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy. [1.1] |
| Explanations in English |
8 to pour out, to take down; to cast.
[1.2] |
| Explanations in French |
9 Faire descendre, verser dans, couler dans un moule.
[1.3] |
| Morphology |
|
| Entry (2/3) | 14 manidina |
| Root | 15 sidina |
| Part of speech | 16 active verb |
| Explanations in Malagasy |
17 Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango.
18 Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo. 19 Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka. 20 Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly. 21 Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io. [1.1] |
| Explanations in English |
22 to fly.
[1.7] |
| Explanations in French |
23 voler dans l'air.
[1.8] |
| Examples |
24 Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa
[1.38]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 29 5 combinations of this word |
| Proverbs | 30 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 31 manidìna |
| Part of speech | 32 imperative of active verb manidina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | 33 manidìna, manidina, 34 miandany, 35 midanina |
| Updated on 2025/11/12 |
|