|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamony
Part of speech  2  active verb
Root  3  vony
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity
Explanations in English  5  [1.7] to blossom
Explanations in French  6  [1.8, 1.96] fleurir
7  [1.196] (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [Merina, Sakalava, Tankarana, Betsimisaraka]
Examples  8  [2.817#] Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
9  [1.357#] ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary.
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
All compound words 
Vocabulary  15  Botany: (in general)

Entry (2/2)16  mamony
Part of speech  17  active verb
Root  18  voñy
Explanations in Malagasy  19  [1.78] [mamoñy] manafina [Tambahoaka]
20  [1.78] manafina [Bezanozano]
21  [1.78] mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [Tanala]

Updated on 2025/09/13