|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahavoky
Part of speech  2  active verb
Root  3  voky
Explanations in English  4  [1.7] to satisfy with food
Explanations in French  5  [1.8] rassasier; être suffisant pour rassasier
Examples  6  [2.499] Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano;
7  [2.895] Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao.
8  [2.508] Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
All compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mahavoky

Entry (2/2)15  Mahavoky
Part of speech  16  name (toponym) [Full list]
Elementary words  17  maha~, voky
Vocabulary  18  Geography: towns

Anagrams  19 mahavoky, Mahavoky

Updated on 2025/09/12