| Entry (1/2) | 1 mamoana |
| Root | 2 foana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
[mamoaña]
4 manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana)
[Tanala]
[1.78] 5 Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe [1.1] |
| Explanations in English |
6 to empty, to annul, to annihilate, to make empty.
[1.2] |
| Examples |
7 Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana.
[2.996#]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 12 mamoàna |
| Root | 13 foana |
| Part of speech | 14 imperative of active verb mamoana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3#177] |
| Anagrams | 15 mamoana, mamoàna, 16 Maomàna |
| Updated on 2025/11/20 |
|