|
|
|
|

Entry (1/3)1  liona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [lioña] laona [Tambahoaka]
4  [1.78] laona [Bezanozano]
Synonyms  5  leona

Entry (2/3)6  liona
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka
Examples  9  [1.38] Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra
10  [2.293] Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka.
All compound words 
Vocabulary  13  Zoology: mammals
Article  14  Randzavola: liona ao amin' ny Baiboly

Entry (3/3)15  liona
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  [1.19] bout des branches. [Tankarana]
18  [1.196] (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy.
Vocabulary  19  Botany
Synonyms  20  laona, leona

Anagrams  21 alino, 22 alony, 23 lanio, 24 liona

Updated on 2025/09/12