|
|
|
|

Entry1 lakampiara
Elementary words  2lakana, 3fiara
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5 Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina [1.1]
6 [lakam-piara] lakana misy tanany fanarenana [1.13]
Explanations in French  7 pirogue à balancier [1.13]
Examples  8 Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily. [2.508#]
Vocabulary  9 Transportation 10 Navigation

Updated on 2025/09/12