| Entry (1/7) | 1 karàna | 
| Part of speech | 2 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 3   Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1] | 
| Explanations in French | 4   habile, rusé, roué [1.3#313] | 
| All compound words | 5 2 combinations of this word | 
| Entry (2/7) | 6 karana | 
| Part of speech | 7 noun | 
| Explanations in Malagasy | 8   (fihasimban' ny hoe harana). Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] | 
| All compound words | 9 fiovam-bikan' ny karana | 
| Vocabulary | 10 Biology | 
| Synonyms | 11 rikarikan-taolana | 
| Entry (3/7) | 12 karana | 
| Part of speech | 13 noun | 
| Explanations in French | 14   armature, canevas [1.13] | 
| All compound words | 15 8 combinations of this word | 
| Entry (4/7) | 16 karaña | 
| Part of speech | 17 noun | 
| Explanations in French | 18   brisants. (rìva). [Tankarana]
 [1.19] | 
| Vocabulary | 19 Geography: (in general) 20 Navigation | 
| Entry (5/7) | 21 karàna | 
| Part of speech | 22 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 23   Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1] | 
| Entry (6/7) | 24 Karàna | 
| Part of speech | 25 name (anthroponym) [Full list] | 
| Explanations in Malagasy | 26   Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1] | 
| Explanations in English | 27   an East Indian or Pakistanese [1.7] | 
| Explanations in French | 28   Indien ou Pakistanais [1.8] 29 Indien, Hindou [1.13] | 
| Vocabulary | 30 History | 
| Entry (7/7) | 31 Karàna | 
| Part of speech | 32 name (biblical) [Full list] | 
| Explanations in English | 33   Cheran [2.996] | 
| Explanations in French | 34   Kerân [2.996] | 
| Vocabulary | 35 Holy Scriptures | 
| Synonyms | 36 kerana | 
| Biblical quotes | 37 Chapters and verses mentioning Karàna | 
| Anagrams | 38 karaña, karàna, Karàna, karana | 
| Updated on 2025/10/18 |   |