| Entry | 1 firapotsy |
| Elementary words | 2 firaka, 3 fotsy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Karazam-piraka faninginana
[1.1] 6 Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13] 7 Karazam-piraka faninginana. [1.1] |
| Explanations in English |
[fira-potsy]
8 A white kind of lead.
[1.2] [fira-potsy] 9 tin [1.7] |
| Explanations in French |
[fira-potsy]
10 étain
[1.8] 11 étain [1.13] |
| International |
12 Sn
[3.1] |
| Examples |
13 Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy.
[2.503#]
|
| Vocabulary | 14 Chemistry |
| Other spellings | 15 fira-potsy |
| Tables and plates |
16 Periodic Table |
| Updated on 2025/11/02 |
|