|
|
|
|

Entry (1/2)1  fiantsonana
Part of speech  2  noun
Root  3  antsona
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [fiantsoñana] fitodiana [Bezanozano, Tambahoaka]
5  [1.1] Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina
Explanations in English  6  [1.2] a landing-place, a port, a harbour.
7  [1.7] a port, a seaport; cf. seranana, fitodiana
Explanations in French  8  [1.3#57, 1.8] Le port, le débarcadère
9  [1.3#57] le quai
All compound words 
Vocabulary  13  Navigation
Synonyms  14  fitodiana, seranana

Entry (2/2)15  Fiantsonana
Part of speech  16  name (toponym) [Full list]
Elementary words  17  fiantsonana
Examples  18  [2.588#] Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao fiantsonana no nandry.
Vocabulary  19  Geography: towns

Anagrams  20 fiantsonana, Fiantsonana, 21 ifantsonana

Updated on 2025/09/13