|
|
|
|

Entry1 Betanimena
Elementary words  2be, 3tany, 4mena
Part of speech  5 name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  6foko iray amin' ny Betsimisaraka, izay monina ao atsimon' i Toamasina ka hatramin' ny vavan' ny ony Mangoro, dia eo amin' ny fizarantanin' Andevoranto sy Vatomandry izany. Fahiny dia natao hoe Tsikoa (tsy mety mikoy), na Tsitambala (tsy voafefin' ny vala) io foko io. Indray andro anefa, hono, raha mbola revo niasa teny an-tanimbaty iny indrindra izy rehetra, dia avy namely azy tampoka Ratsimilaho, mpanjaka tao avaratra. Avy hatrany dia niantrana hiaro tena ny Tsikoa, tsy nahasasa tongotra intsony, fa tongotra aman-tanana feno fotaka no nentiny miady; dia naraikitry ny mpiady aminy how "Betanimena" ny anarany.. [1.10]
Explanations in English  7The name of a tribe.. [1.2]
Explanations in French  8nom donné aux Tsikoa ou Betsimisaraka du Sud conduits à la guerre contre les Betsimisaraka du Nord, vers 1710, par Ramanano. Leur nom de Betanimea leur vint dans les circonstances suivantes: n’ayant pu déloger les Tsikoa retranchés dans leur fort de Fénérive, les Betsimisaraka du Nord, dits aussi Antavaratra, feignirent de se retirer. Les Tsikoa, rassurés, de descendre alors dans leurs champs pour planter du riz; mais les Antavaratra, ayant fait une rapide virevolte, les y surprirent tout couverts de boue latéritique (tanimena). A partir de cette date, leurs adversaires leur donnèrent le surnom de Betanimena. [1.11]
Examples  9 Ireo no nahazo anaram-bositra hoe Tsikoa na betanimena na Tsitambala. [2.508#]
Vocabulary  10 History: clans, tribes
Synonyms  11tsikoa, tsitambala
Quotes  12 Texts mentioning this word

Anagrams  13 Antimenabe, 14 Betanimena

Updated on 2025/11/02